Ok

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l'utilisation de cookies. Ces derniers assurent le bon fonctionnement de nos services. En savoir plus.

Moins bien traités que les bovidés

Marina fa tsy mangataka aho hoe manaova « Deodorant » midofaka, na mividiana ranomanitra lafo vidy. Fa mino kosa aho hoe rariny, amin’ny maha mpanjifa ahy ny mangataka, na mitaky mihitsy aza hoe olona mba madio sy manaja ny hafa no miasa anaty fitateram-bahoaka eh !

Ekeko fa efa lafo ny fianana, tsy laviko fa sarotra ny mitady ny harapaka, saingy tena resy lahatra aho fa isan’ny mety hampitombo ny lanja sy ny fankafizan’ny mpanjifa madendeha amin’ny fiaranareo ny mahita olona manaja azy ireo amin’ny fandraisana azy ireo anaty fiara.

Kiriko sy sosotra mihintsy aho nandray fiara fitateram-bahoaka miazo an’Andraharo iny, ka izao ny « Mpanampin’ny mpamily » (Receveur) tao anatin’ilay fiara. Tsy hita tsara angamba moa izany amin’ny sary, fa sady akanjo malolo, ny tanany tena maloto, no akasokasony amin’ny lamosinao iny, rehefa manosika anao hiakatra anaty fiara izy, na koa mitaky ny saran-dalanao ka somary akasony amin’ny tananao izay ny tanany. Ny kitakita tsy lazaina intsony, ny hanihany amin’izy samy mpamily sy mpanampy ny mpamily tsy hita ho tenenina. Ny fifanenjehana amin’ireo « Adva » tsy hay lazaina intsony.

Dia… Ho gaga ve isika raha hoe isika ihany no tsy manaja ny asantsika, ka iza no hanao izany amin’ny toerantsika ? 

  • Les plus chiants diront « t’as qu’à prendre ta voiture, ou un taxi, si tu ne veux pas te mêler aux gens »
  • Les plus amorphes sortirons « mais que veux-tu, c’est comme ça, on n’y peut rien »
  • Mais les plus révoltés et les plus courageux en parlerons comme moi « NON, NON, NON !!! où est le respect des droits des consommateurs » ?

Receveur, transport, commun, bus, service, public, respect

Il y a quelques années, alors que ces « responsables des transports en commun » ont annoncé qu’il n’était plus possible de maintenir les frais de transports de l’époque, ils ont promis : Un meilleur service, un meilleur respect, la propreté, la régularité (horaire de travail, trajet) et qu’il n’y aurait plus de passagers entassés comme des bovidés que l’on emmène à l’abattoir (encore ces derniers sont mieux traiter car il n’est pas bon de consommer de la viande de bêtes stressées !!! ^^ )

Aujourd’hui, qu’en est-il de ces promesses ? Foutaises !!!
Non non et non, je suis tout à fait révoltée. Et vous, là-haut, qui vivez dans vos gros sabots, qui ne voyez pas qu’en bas, le plus petits se mangent entre eux, puisse la petite voix qui vit encore (peut-être) en vous, vous rappelle que vous venez du peuple, et que vous y reviendrez !

(Enfin, à Madagascar j’en suis même pas sûre, mais je gueule quand même)

 

Voilii voilouuu !

Les commentaires sont fermés.